Midi Madagasikara 2025-10-02 03:00:00 Description :
Nirefotra indray ny baomba mandatsa-dranomaso teny aminny boriborintany fahatelo omaly tolakandro. Nangingina ny tapakandro maraina toy ny hilamina ny tanana. Tazana teny aminny manodidina teny ny mpitandro filaminana. Tonga tsikelikely ireo olona marobe avy eny Antaninandro, Andravoahangy, Ankadifotsy sns iny nanomboka taminny tolakandro. Marobe ireo olona teny an-toerana nahita ireo tanora mpianatra, olon-tsotra, tazana teny [...]Larticle Boriborintany fahatelo : Mafy ny fifandonana, zaza iray naratra mafy est apparu en premier sur Midi Madagasikara.